Entrée kankafotra
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-borona ohatra ny voromailala ny habeny, vasobaso-bolo, mitovy amin' ny toloho ny bikan' ny tenany fa ny toloho menamena, malaza amin' ny fanenony tsy miova ary tsy diso fotoana (amin' ny fiandohan' ny lohataona sy fahavaratra) ka nahatonga ilay fitenenana hoe: "Volan-kankafotra ka ny omaly tsy miova ihany". (Anaran-kafa iantsoana azy koa: Taontaonkafa) [Rajemisa 1985]
Définition française espèce de coucou [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  abilimborona ~ toloho
Citations 

2010/10/26