Entrée (1/2) | 1 kalanoro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) [Betsileo]
[1.1] |
Explications en français |
4 (de kala : la belle petite et noro : voeux de bonheur qu'on exprime à l'occasion de la circoncision). Nom d'une variété de patate à peau rouge et à chair également colorée de rose ou de rouge qu'on servait traditionnellement au cours d'un repas en commun de la circoncision. On l'appelle menaty, c'est-à-dire « intérieur rouge » en Imerina. [Betsileo]
[1.196] |
Exemples |
5 Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao; [2.471] |
Vocabulaire |
6 Botanique |
Analogues | 7 kalamavo, kalamena, kalamongo, kalavory |
Entrée (2/2) | 8 Kalanoro |
Partie du discours | 9 nom proverbial [Liste complète] |
Explications en malgache |
10 Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo [1.1] |
Explications en français |
11 Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine [1.3#305] |
Exemples |
12 Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny kalanoro. [2.508] |
Vocabulaire |
13 Religions, Croyances |
Anagrammes | 14 ankolaro, kalanoro, Kalanoro, loka rano, nalaroko |
Mis à jour le 2022/06/02 |