|
|
|
|

Entrée (1/4)1  journal    
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  diary firaketana ny miseho isan-andro; fitanan-tsoratry ny varotra na ny fivoriana [1.17]

Entrée (2/4)4  journal    
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  gazety [1.17]

Entrée (3/4)7  journal    
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  taratasy milaza ny zavatra miseho isan' andro: Voici le journal de mon voyage (Inty ny taratasy milaza ny zavatra niseho isan' andro tamin' ny dia nalehako) [1.4]
10  diary; taratasy milaza ny atao isan' andro; boky fanoratan' ny mpivarotra ny entana na vola miditra sy mivoaka isan' andro [1.9]

Entrée (4/4)11  journal    
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  gazety. Tous les journaux en parlent (Milaza ihany avokoa ny gazety rehetra) [1.4]
14  gazety [1.9, 1.17]
Exemples  15  Izao no teny nataon' ny Calcutta journal, gazety tao Morosy milaza izany. [2.649]
Morphologie 
16  Simple :
Vocabulaire  17  Economie: imprimerie, dessin
Illustrations 

Mis à jour le 2025/10/07