| Entrée (1/2) | 1 gazety |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Taratasy be velarana vita soratra, mivoaka ara-potoana (na isan' andro na isan-kerinandro) filazam-baovao sy fanehoan-kevitra [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a newspaper [1.2, 1.7] 5 a gazette; a report [1.2] 6 a periodical [1.7] |
| Explications en français |
7 Gazette, journal [1.3, 1.8] 8 périodique [1.8] |
| Exemples |
9 Novelarin' i dada teo ambony latabatra ilay gazety.
[2.117]
10 Nohazavainy fa tsy hoe raha vao azo ny gazety dia vakina. [2.332] 11 Io gazety mpivoaka isan' andro io ihany no nilaza ny fangatahana. [4.27] |
| Tous les mots composés | 12 3 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 13 Economie: imprimerie, dessin |
| Illustrations |
|
| Entrée (2/2) | 14 gazety |
| Partie du discours | 15 adjectif |
| Explications en français |
16 publié [1.3] |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|