|
|
|
|

Entrée1  jorovelondranahary
Mots élémentaires  2 joro, 3 velona, 4 Nanahary
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 omby mainty fa fotsy ny lohany ary tsy mididy ny sofiny. Izany no fitondra manonga doany toy ny ondrilahy mena, mainty-hariva fanao sorona amin' ny vava-Alakaosy aty Imerina. [1.10#J161]

Mis à jour le 2025/09/12