| Entrée | 1 joloka manga | 
| Mots élémentaires | 2 joloka, 3 manga | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Exemples | 5   Fitaka be fotsiny ilay joloka manga nanaovana.
[2.4] 6 Nisy mpanao joloka manga naratra tao anaty fiara. [2.4] 7 Tsy tonga irery ilay iraka, fa nisy olona dimy lahy nanao joloka manga ary nitondra fiasana niaraka taminy. [2.472] | 
| Mis à jour le 2025/08/02 |   |