|
|
|
|

Entrée (1/3)1  johary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra teo Andafiavaratra. [1.10]
4 lahy, tovolahy. [Masikoro] [2.606#152]
Explications en anglais  5 a chief, a president, a governor. [Provincial]
6 a young man, or a youth. [1.2]
Explications en français  7 chef ; homme dans le langage du tromba.. [Tankarana] [1.19]
Exemples  8  Mba johary soasoa tokoa zalahy e! [2.643]
9  Tsy hanao tehin-kely mialoha Andriana, tsy hanao kintana mialoha johary, fa teny nomena ka mahasolanga, fa raha tsy nomena mahajoko. [2.528]
Dérivés 
Verbes actifs :
Synonymes  11 johara
Tous les mots composés  12 Ravaloson Johary

Entrée (2/3)13  johary
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15 enti-milaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin' ny kabary: Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary. [1.1]

Entrée (3/3)16  Johary
Mots élémentaires  17 johary
Partie du discours  18  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  19 Rapatsalahy Paul
Editions 

Anagrammes  21 Johary, johary

Mis à jour le 2025/11/09