Entrée | 1 jenjina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy |
Explications en anglais |
9 [1.7] taken aback, unsure of oneself |
Explications en français |
10 [1.8] ébahi, hébété |
Exemples |
11 [2.499] jenjina izy, saikatra, menatra, natahotra aza! 12 [1.247] Ranomaso no mandriaka, sady jenjina ny loha, fa ny ali-mangatsiaka ali-mampamohafoha! 13 [2.472] Narenina ny sofoko, jenjina aho, avy eo niankapokapoka tamin' ny tany sy ny dabilio latabatra teo akaiky. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |