|
|
|
|

Entrée (1/3)1  janga
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Noms :
5  Adjectifs :
Explications en malgache  6  [1.1] Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny
Explications en anglais  7  [1.7] a prostitute
immoral
Explications en français  8  [1.3#291] lascif
9  [1.8] prostituée
immoral
Article  10  Randzavola: janga ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)11  janga
Partie du discours  12  adjectif
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  16  [1.78] [Bara] sitrana
17  [1.78] [Tandroy] vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga
18  [1.1] [Sakalava] Sitrana
Explications en français  19  [1.19] [Tankarana] guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri)

Entrée (3/3)20  janga
Partie du discours  21  adjectif
Tous les mots composés 
Explications en malgache  24  [1.1#459] Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara
Explications en français  25  [1.3#291] relevé

Mis à jour le 2025/08/10