|
|
|
|

Entrée (1/2)1  jaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana
4  Vola natao solon' izany
5  Fanomezana [1.1]
6  haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety [Sihanaka] [1.78]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)16  jaka
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  teny, fiteny [Tanala] [1.78]

Mis à jour le 2023/10/26