Entrée | jaba | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabany akory izay lazaina aminy Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jaba ny andro. [1.1] | ||||||
Dérivés |
| ||||||
Synonymes | jabajaba | ||||||
Entrée | jaba | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | [Sihanaka] Very [1.78] | ||||||
Entrée | jaba | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | [Bara] Tsabaka, fitsabahana [1.78] | ||||||
Synonymes | jabaka | ||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |