| Entrée | 1 jabaina |
| Radical | 2 jaba |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Maizina dia maizina
5 Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapaina: 6 Jabao aloha sao midi-kizo ianao 7 Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: 8 Tsy nojabainy akory ny tenany fa avy hatrany izy niroso tao anoloan' ny miaramila namonjy ny zanany [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|