Entrée | 1 izaitratra |
Mots élémentaires | 2 izay, tratra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1] |
Exemples |
5 Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471#] |
Autres orthographes | 6 izay tratra |
Mis à jour le 2023/06/14 |