Entrée itsorana (tsotra)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Ary raha sendra misy tsy voatonona ka ilany vaniny, dia tsy maintsy itsorana izany. [2.346]
2Voadion' ny fo mibebaka ihany ny lasa, ry ise, hoy Fatakamana, fa ny heloka itsorana mody rariny! [2.499]
Morphologie 
Présent : itsorana, itsorako, itsoranao, itsorany, itsorantsika, itsoranay, itsoranareo, itsoran', itsoran-, itsoram-, itsora-
Passé : nitsorana, nitsorako, nitsoranao, nitsorany, nitsorantsika, nitsoranay, nitsoranareo, nitsoran', nitsoran-, nitsoram-, nitsora-
Futur : hitsorana, hitsorako, hitsoranao, hitsorany, hitsorantsika, hitsoranay, hitsoranareo, hitsoran', hitsoran-, hitsoram-, hitsora-
Impératif : itsory
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20