Entrée itony
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [1.1]
Explications en anglais This [1.7]
Explications en français Celui-ci, ce [1.8]
Exemples 
1Itony tany no tsotsofina; [2.69]
2Mankasitraka, fa soa itony. [2.245]
3Tsy hita itony olona itony. [2.4]
4Inona izao no anaran' itony? [2.471]
Dérivés 
Synonymes itoy
Tableaux et planches tous les pronoms

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31