|
|
|
|

Entrée1  Itompokolahy
Mots élémentaires  2  i~, tompoko, lahy
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme)
Explications en malgache  4  teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Explications en français  5  feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [1.4]
Exemples  6  itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e! [2.643]
7  Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' itompokolahy rainareo iny e! [2.470]
8  Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona [2.324]
Vocabulaire  9  Etiquette
Synonymes  10  ratompokolahy, ratompokolahy
Analogues  11  itompokoVAvy, Itompokovavy
Tableaux et planches  12  Liste complète

Mis à jour le 2023/07/26