Entrée Itompokolahy (i-, tompo, -ko, lahy)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [Rajemisa 1985]
Définition française feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [Malzac 1893]
Vocabulaire 
Synonymes Ratompokolahy
Analogues  Itompokovavy
Exemples 
1Itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e! [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 194]
2Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' Itompokolahy rainareo iny e! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 185]
3Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

2017/09/06