Entrée itokanana (tokana)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache Anaovana lanonandehibe alohan' ny hampiasana azy: Tamim-pomba lehibe sy manetriketrika no nitokanana ilay trano fiangonana vaovao [1.1]
Morphologie 
Présent : itokanana, itokanako, itokananao, itokanany, itokanantsika, itokananay, itokananareo, itokanan', itokanan-, itokanam-, itokana-
Passé : nitokanana, nitokanako, nitokananao, nitokanany, nitokanantsika, nitokananay, nitokananareo, nitokanan', nitokanan-, nitokanam-, nitokana-
Futur : hitokanana, hitokanako, hitokananao, hitokanany, hitokanantsika, hitokananay, hitokananareo, hitokanan', hitokanan-, hitokanam-, hitokana-
Impératif : itokano

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05