Entrée itantarana (tantara)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Koa hitantsika amin' ireny santionany vitsivitsy ireny fa mba nanan-javatra azo itantarana azy ihany ny ntaolo. [1.318]
2Eo an-tokotanin'ny mpisoro na loham-poko no itantarana ny momba ny razana sy ny angano mbamin'ny hainteny isan-karazany. [2.606]
Morphologie 
Présent : itantarana, itantarako, itantaranao, itantarany, itantarantsika, itantaranay, itantaranareo, itantaran', itantaran-, itantaram-, itantara-
Passé : nitantarana, nitantarako, nitantaranao, nitantarany, nitantarantsika, nitantaranay, nitantaranareo, nitantaran', nitantaran-, nitantaram-, nitantara-
Futur : hitantarana, hitantarako, hitantaranao, hitantarany, hitantarantsika, hitantaranay, hitantaranareo, hitantaran', hitantaran-, hitantaram-, hitantara-
Impératif : itantarao

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20