Entrée iraisana (iray)
Partie du discours verbe relatif
Définition anglaise about which one is united [Hallanger 1973]
Définition française pour quoi on s'unit [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Définition française collectif [SLP 1986]
Morphologie 
iraisana
iraisako
iraisanao
iraisany
iraisantsika
iraisanay
iraisanareo
iraisan'
iraisan-
iraisam-
iraisa-
niraisana
niraisako
niraisanao
niraisany
niraisantsika
niraisanay
niraisanareo
niraisan'
niraisan-
niraisam-
niraisa-
hiraisana
hiraisako
hiraisanao
hiraisany
hiraisantsika
hiraisanay
hiraisanareo
hiraisan'
hiraisan-
hiraisam-
hiraisa-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1lalana hatrany hisian' ny sori-dalana iraisana. [Ravelomanana: Lalana, page 184]
2Mety manambara fototra iraisana izany fitovian' anarana izany. [Randriamamonjy: Tantara, page 449]
3Ny momba ny vazaha moa dia aretina iraisana iny, ka tsy mahagaga raha samy itarainana. [Andraina: Mitaraina, page 135]
Citations 

2015/10/12