| Entrée (1/2) | 1 inoana |
| Radical | 2 ino |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ekena tanteraka: Inoako ny fahaizan' ny olo-mahay ankehitriny.
5 Ekena ho marina, ekena fa misy: Tsy azo inoana izany. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be believed.
[1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on croit.
[1.3, 1.8, 1.5] 8 qu'on accepte sans réserve, qu'on reconnait. [1.3] |
| Exemples |
9 inoako ny fahaizany (je reconnais sa science)
[1.3]
10 tsy azo inoana izany (on ne peut pas croire cela, c’est incroyable) [1.3] 11 Sarotra inoana izany. [2.117] 12 Tsy hitako be ihany zay hataoko teo anoloan' ny tsy azo inoana. [2.471] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 17 inoana |
| Radical | 18 ino |
| Partie du discours | 19 verbe relatif |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 24 Ainona, 25 ananio, 26 aninao, 27 anoina, 28 Ianona, 29 inoana, 30 ny anao |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|