|
|
|
|

Entrée1 indreto
Radical  2indry
Partie du discours  3 adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4 Enti-manondro olona na zavatra maro hita eo akaiky na manakaiky: Indreto tonga Ramose mivady, hoy Ikoto tamin' ny namany [1.1]
Explications en anglais  5 behold! A plural form. [1.2]
6 here they are! plur. of indry [1.7]
Explications en français  7 pluriel de indro : les voilà! [1.3#280]
Exemples  8 Avia, avia, fa indreto ny sakaizanareo. [2.69#103]
9 indreto, indreto rahay Neny indreto, indreto. [2.606#195]
10 Ary indreto vatan-dehilahy marobe nanasokera ahy. [2.643#159]

Anagrammes  11 indreto, 12 tendroy

Mis à jour le 2025/09/12