|
|
|
|

Entrée1  ilasiroa
Mots élémentaires  2  ila, roa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena)
Explications en anglais  5  [1.2] [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa.
Exemples  6  Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any. [2.5#]
Vocabulaire  7  Economie: finances, gestion
Autres orthographes  8  lasiroa

Mis à jour le 2023/05/31