|
|
|
|

Entrée1  ilasiroa
Mots élémentaires  2 ila, 3 roa
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena). [1.1]
Explications en anglais  6 [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa.. [1.2]
Exemples  7  Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any. [2.5#]
Vocabulaire  8  Economie: finances, gestion
Autres orthographes  9 lasiroa

Mis à jour le 2025/09/12