|
|
|
|

Entrée1  Iharanandriana
Mots élémentaires  2 harana, 3 andriana
Partie du discours  4  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  5 [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy".... [1.10]
Explications en anglais  6 a rocky mountain some miles to the south of the capital.. [1.2]
Exemples  7  Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga. [2.508#]
Coordonnées  -19.3666667+47.8166667
Vocabulaire  8  Géographie: monts, vaux 9  Tourisme: sites intéressants
Autres orthographes  10 hiharanandriana
Analogues  11  nytendrombohitraroambinifolo
Citations  12  Textes citant ce mot
Illustrations 

Anagrammes  13 Andriananahary, 14 Iharanandriana

Mis à jour le 2025/11/08