Entrée ihany
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako
Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho
Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina
Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao [1.1]
Explications en anglais Only, just, tolerably [1.7]
Explications en français Seulement, même; vraiment [1.8]
Mots composés 
Analogues  fotsiny ~ monja

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/27