Entrée | 1 ianteherana |
Radical | 2 antehitra |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran' ny vahoaka |
Exemples |
5 [1.3] Ny mpanan-karena no ianteheran' ny mahantra (Les pauvres s'appuient, comptent sur les riches) 6 [1.3] Hianao no ianteherako (Je me confie à vous, je compte sur vous) |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot ianteherana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |