|
|
|
|

Entrée1  holafiny
Partie du discours  2  nom holafitra et pronom
Explications en malgache  3  sampaho, salohy (akondro) [Taimoro] [1.78]
4  Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray
5  Ny olombelona toy ny embok' akondro ka raha manondro lanitra, iray ihany fa raha mitsontsorika, samy manana ny holafiny: enti-milaza ny firaisam-piavian' ny olombelona na dia misampana ho karazany maro aza [1.1#440]
Analogues  6  fizarana, toko, antoko.
Mots composés 

Anagrammes  8  filohany, folahiny, hafilony, halofiny, hifiloan, hofaliny, holafiny

Mis à jour le 2023/10/29