Entrée hodina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a turning around [Hallanger 1973]
Explications en français tournoiement [Hallanger 1974]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31