|
|
|
|

Entrée1 hirahira
Radical  2hira
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 lalao [Tanala] [1.78]
Explications en français  5 chant pour passer le temps, pour s'amuser [1.3]
Exemples  6 Maro ny kilalao ataony amin' izany, toy ny baolina, fanenjika, hirahira sy dihy. [2.117]
7 Mbola mafana ihany ny kilalaon' ny ankizy ka hehy sy tehatehaka amin' ny hirahira no itabatabany. [2.470]
8 Tsy kalokalo na hirahira No mampifelana izato endriny, Ranomaso no mamonto azy, Mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270]
9 Fa ny ankizy sy ny tanora, lahy sy vavy kosa, ny dokam-barotra sy ny hirahira samihafa mbamin'ny tantara mitohy mandeha amin'ny antoandro no arahiny tsy tapaka. [2.606]
Dérivés 
Verbes actifs :

Anagrammes  11 harihary, 12 hirahira

Mis à jour le 2025/09/19