Entrée hira gasy
Mots élémentaires hira ; gasy
Partie du discours locution
Explications en malgache Entina milaza ny kabary, dihy, hira arahim-pihetsehana, ataon' ny olona maromaro iray tarika eny an-kalamanjana [1.1]
Exemples 
1Izay aho vao mba nahita akaiky mpanao hiragasy. [2.332]
2Nataony maresaka mihitsy, nanasany ny lafy valo ary niantsoany mpanao hiragasy. [2.332]

Mis à jour le 2023/06/14