Entrée (1/2) | 1 gasy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, hira gasy [1.1] |
Explications en anglais |
4 see Malagasy [1.2] 5 Malagasy (it is better to say "malagasy") [1.7] |
Explications en français |
6 malgache [1.3] 7 malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [1.8] |
Exemples |
8 Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny.
[2.472]
9 Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra; [2.356] 10 Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza. [2.643#] 11 Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [2.117] 12 Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy. [1.437#] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 19 15 combinaisons de gasy |
Entrée (2/2) | 20 gasy |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 solitany [Taisaka]
[1.78] |
Explications en français |
23 pétrole [Taisaka]
[1.82] 24 pétrole. (menak' afo). [Tankarana] [1.19] |
Anagrammes | 25 gasy, 26 gisa |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |