| Entrée | 1 hira gasy | 
| Mots élémentaires | 2 hira, 3 gasy | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   entina milaza ny kabary, dihy, hira arahim-pihetsehana, ataon' ny olona maromaro iray tarika eny an-kalamanjana [1.1] | 
| Exemples | 6   Izay aho vao mba nahita akaiky mpanao hiragasy.
[2.332#] 7 Nataony maresaka mihitsy, nanasany ny lafy valo ary niantsoany mpanao hiragasy. [2.332#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |