|
|
|
|

Entrée1  hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny
Mots élémentaires  2 mikapa, 3 mahita, 4 -ny, 5 toñona, 6 mandidy, 7 vany
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9 firariana atao olona mba hahombiazany tanteraka amin' izay ataony. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12