Entrée hiala > ialana (ala)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Morphologie 
Présent : ialana, ialako, ialanao, ialany, ialantsika, ialanay, ialanareo, ialan', ialan-, ialam-, iala-
Passé : nialana, nialako, nialanao, nialany, nialantsika, nialanay, nialanareo, nialan', nialan-, nialam-, niala-
Futur : hialana, hialako, hialanao, hialany, hialantsika, hialanay, hialanareo, hialan', hialan-, hialam-, hiala-
Impératif : ialao
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée hiala > mialaka (alaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Sihanaka] Maka [1.78]
Mots composés 

Anagrammes 

Entrée hiala > miala (ala)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka
Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza
Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria
Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa
Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [1.1]
Explications en anglais To leave, to go away [1.2, 1.7]
 To go out, to retire [1.2]
Explications en français Partir, quitter un lieu [1.8]
Exemples 
1Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina... [2.470]
2Hiala ihany koa anefa aty aoriana. [2.472]
Morphologie 
Présent : miala
Passé : niala
Futur : hiala
Impératif : mialà
Mots composés 
Proverbes 

Entrée hiala > mialà (ala)
Partie du discours impératif du verbe actif miala [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes