|
|
|
|

Entrée1  hevi-teny
Mots élémentaires  2  hevitra, teny
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy [1.1]
Explications en français  5  explication de mot [1.5#143]
Exemples  6  Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606#]
7  Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. [2.649#]
Vocabulaire  8  Linguistique
Mots composés 

Anagrammes  10  hevi-teny, hiteveny, tevehiny

Mis à jour le 2023/03/09