|
|
|
|

Entrée1  herintaona
Mots élémentaires  2  herina, taona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray
Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona
Explications en anglais  5  [1.7] a year
Explications en français  6  [1.3#239] un an
7  [1.8] une année
Exemples  8  Nampianarina nandritra ny herintaona ny miaramila. [2.508#]
9  ka raha tsy mahaloa dio atao gadralava herintaona. [1.123#]
10  Karamam-behivavy manetsa tapak' andro ka tsy azony herintaona! [2.643#]
Vocabulaire  11  Temps
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot herintaona

Anagrammes  15  anetrohany, aninteraho, anotrehany, hanetroany, hanterinao, harentinao, herintaona, natrehinao, nihetranao, niotrehana, nohetranay, notrehanay

Mis à jour le 2023/10/12