|
|
|
|

Entrée1  henjihenjy
Radical  2  henjy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny
Explications en français  5  [1.3] action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Synonymes  10  henjy

Mis à jour le 2023/01/20