|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hendry
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Noms :
5  Adjectifs :
Explications en malgache  6  Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny
7  Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry
8  Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona
9  Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). [1.1]
Explications en anglais  10  wise, prudent, intelligent [1.7]
Explications en français  11  intelligent, prudent, sage [1.3#235, 1.8]
12  raisonnable, qui a du savoir-faire [1.3]
Exemples  13  Ho sambatra ianareo raha hendry aminy. [2.643#]
14  Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499#]
15  Lazao anaka, hoy Idada, fa zaza hendry hianao. [2.332#]
Morphologie 
16  Futur :
17  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot hendry

Entrée (2/2)23  hendry
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  Tily, tsikilo [1.1]
Explications en français  26  action de guetter, d'épier, de veiller pour surprendre, pour tromper [1.3#235]

Mis à jour le 2023/03/28