|
|
|
|

Entrée1  olon-kendry
Mots élémentaires  2 olona, 3 hendry
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany. [1.1]
Exemples  6  Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra. [2.293#]
Proverbes  7  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02