|
|
|
|

Entrée1  hazotoana
Radical  2  zoto
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao [1.1]
Synonymes  5  fahazotoana
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot hazotoana

Mis à jour le 2025/09/12