|
|
|
|

Entrée1  fahazotoana
Radical  2 zoto
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao. [1.1]
Explications en anglais  5 zeal, diligence. [1.7]
Explications en français  6 zèle, diligence. [1.8]
Vocabulaire  7  Emotions
Synonymes  8 hazotoana

Mis à jour le 2025/09/12