|
|
|
|

Entrée1  hazon-damosina
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Biologie
Explications en malgache  4  Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
Explications en anglais  5  the spinal bone, the spine. [1.2]
Explications en français  6  l'épine dorsale [1.3#230]7  colonne vertébrale [1.13]
Exemples  8  Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472#]
Synonymes  9  tohivany
Mots élémentaires  10  hazo, lamosina
Mots composés 
Titres 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot hazon-damosina

Mis à jour le 2023/08/26