|
|
|
|

Entrée1  hazon-damosina
Mots élémentaires  2  hazo, 3  lamosina
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
Explications en anglais  6  the spinal bone, the spine. [1.2]
Explications en français  7  l'épine dorsale [1.3#230]
8  colonne vertébrale [1.13]
Exemples  9  Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472#]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  13  Biologie
Synonymes  14  tohivany
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot hazon-damosina

Mis à jour le 2025/09/19