Entrée | 1 hazavana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 zava |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.1] zava |
Explications en anglais |
11 [1.7] lightness, brilliancy |
Explications en français |
12 [1.3] la lumière, la clarté 13 [1.8] lumière, clarté |
Exemples |
14 [2.470] Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho. 15 [2.499] Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany. |
Synonymes | 16 fahazavana |
Anagrammes | 17 hanazava, havazana, hazavana, zahavana |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |