|
|
|
|

Entrée1  fahazavana
Radical  2 zava
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4 lightness, brilliancy, light, illumination, brilliance. [1.7]
Explications en français  5 la lumière, la clarté. [1.3#870]
6 lumière, clarté, illumination. [1.8]
Exemples  7  Faly izahay nahita ny fahazavana. [2.332#]
8  Nisy zavatra nopihin' ilay olona anefa dia nandefa fahazavana tery amin' ny rindrina ilay milina. [2.332#]
Synonymes  9 hazavana
Tous les mots composés  10  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot
Article  12 Randzavola: fahazavana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/09