| Entrée | 1 havana raha misy patsa | 
| Mots élémentaires | 2 havana, 3 raha, 4 misy, 5 patsa | 
| Partie du discours | 6 locution | 
| Explications en malgache | 7   havana tonga manatona raha manamanana ny tena fa mihataka kosa rehefa mahantra satria tsy misy soa ho azy [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |