| Entrée | 1 havana avy any dilambato | 
| Mots élémentaires | 2 havana, 3 avy | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ireo zanaky ny Antalaotra nonina tao Dilambato (Zafimbazaha), izay fotsy ka nohamboin' ny olona ho havany raha misy nanamavo azy [1.1] | 
| Explications en français | 6   parents très éloignés [1.54] | 
| Vocabulaire | 7 Rapports: famille | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |