Entrée hatomady (tomady)
Partie du discours nom
Explications en malgache Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin' ny vatana dia mariky ny vatana salama [1.1]
Explications en français Force, vigueur [1.3]
Exemples Izy mainty ngizina foana fa raha izay bika sy hatomady dia izany no vehivavy idealy katsahina eo amin'ny taranaka. [2.895]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20