Entrée hatina
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretin-koditra mora mifindra miteraka ferifery, avy amin' ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin' ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin' ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo. (Ny hatina dia fantatra amin' ny faritany samihafa amin' ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra) [1.1]
Explications en anglais Scabies [1.2, 1.7]
 The itch [1.2]
Explications en français Gale [1.54, 1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31